Antokompihira Narda Fihobiana
Hihira ho an'i Jehovah aho satria nanisy soa ahy Izy Sal. 13.6
Ny Antoko Mpihira Narda-Fihobiana mijoro eto amin'ny Fiangonana Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy Bakaro, dia niorina eto amin’ny Fiangonana nanomboka ny taona 1995, natao hifampitaizana sy hibeazana mba hitomboana amin’ny fahalalana sy finoana an’i Jesoa Kristy, ary hahafahana manompo sy miasa ho Azy mba ho fijoroana vavolombelona amin’ny sehatry ny hira fiderana.
Amin’ny miara-miombona azy ato amin’ny Fiangonana dia manaja ny Foto-dalàna sy ny Fitsipika FJKM ny Narda-Fihobiana sady manaja ny Fitsipika anatiny eto amin'ny Fiangonana ijoroany ary mankato ny Ambaratongam-pitondrana eto amin’ny Fiangonana .
Zava-kendreny
Ny NARDA-Fihobiana, amin’ny asa ataony dia mikendry :
- Fitoriana ny Filazantsara sy fijoroana ho vavolombelon’i Kristy amin'ny alalan'ny hira.
- Tanjona ny fiderana an'Andriamanitra sy ny asa fitoriana ny Filazantsara an-kira
- Ny hitory ny Filazantsara amin’ny olombelona rehetra
Narda

NARDA Fihobiana
Filoha: Rado RAFIANINANA
Mpitantsoratra: ---------.
Mpitahiry vola: ---------.
Mpitantsoratry ny vola: ---------.
Mpanolotsaina: ---------.

Fandaharam-potoana samihafa
Fotoampivavahana : anjara amin'ny fotoampivavahana isan'alahady
Fameran-kira : ----
Tetiandro NARDA
Ireto ny tetiandron'ny NARDA mandritra ity taona ity.
Asa Fitoriana NARDA: ---
Volana NARDA Fihobiana: Septambra
Krismasy tarihin'ny NARDA: xxx
Fety sy fankalazana samihafa
Fotoan-dehibe Fiangonana : Alahady 13 Aogositra 2023
NARDA
