Afaka mifandray amin’ny Fiangonana mivantana ianao amin’ny fotoana fisian’ny fotoampivavahana ny Alahady na manantona ny Mpitandrina amin’ny andavan’andro. Afaka miantso na manoratra koa amin’ny tompon’andraikitra isantsokajiny.
Toerana anaovana ny fotoampivavahana
Fjkm Tranovato Ziona Vaovao
Alatsinainy Bakaro
Alatsinainy Bakaro
Hifandray amin’ny tompon’andraikitra
Email : [email protected]
Mpitandrina : (+261) (0)34 06 543 64